1 Chronicles 16:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
izay naoriny ho lalàna ho an’i Jakoba sy ho fanekena mandrakizay ho an’Israely
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
izay naraikiny ho lalàna tamin’i Jakôba, ary ho fanekem-pihavanana mandrakizay ho an’i Israely,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Naoriny ho zo raikitra ho an’i Jakôba izany ho fanekempihavanana mandrakizay ho an’ny taranak’i Israely,
Malagasy Bible 1865
Izay naoriny ho lalàna ho an'i Jakoba sy ho fanekena mandrakizay ho an'Isiraely,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
izay naoriny ho lalàna ho an’i Jakoba sy ho fanekena mandrakizay ho an’Israely
malagasy
Izay naoriny ho lalàna ho an'i Jakoba sy ho fanekena mandrakizay ho an'Isiraely,