1 Chronicles 16:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’izay dia mbola olom-bitsy ianareo, eny, vitsy sady vahiny tao;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fony mbola mora isaina ianareo, vitsy isa, sady vahiny tamin’ny tany,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izay ianareo mbola mora isaina, mpifindra monina vitsy kely teo amin’ny tany;
Malagasy Bible 1865
Fony mbola olom-bitsy ianareo, Eny, Vitsy sady vahiny tao,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’izay dia mbola olom-bitsy ianareo, eny, vitsy sady vahiny tao;
malagasy
Fony mbola olom-bitsy ianareo, Eny, Vitsy sady vahiny tao,