1 Chronicles 16:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony voatolotr’i Davida ny fanatitra dorana manontolo sy ny fanati-pihavanana dia nitsodrano ny olona tamin’ny anaran’NY TOMPO izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony vitan’i Davida ny fanolorana ny sorona dorana sy ny sorom-pihavanana, dia nitso-drano ny vahoaka tamin’ny Anaran’i Iaveh izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary rehefa nahavita ireo sorona ireo i Davida, dia nitsodrano ny vahoaka tamin’ny anaran’ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Ary nony voatitr'i Davida ny fanatitra odorana sy ny fanati-pihavanana, dia nitso-drano ny olona tamin'ny anaran'i Jehovah izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony voatolotr’i Davida ny fanatitra dorana manontolo sy ny fanati-pihavanana dia nitsodrano ny olona tamin’ny anaran’NY TOMPO izy.
malagasy
Ary nony voatitr'i Davida ny fanatitra odorana sy ny fanati-pihavanana, dia nitso-drano ny olona tamin'ny anaran'i Jehovah izy.