1 Chronicles 16:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
nifindrafindra tany amin’ny firenena sy nifindrafindra fanjakana tany amin’ny firenen-kafa;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
nivezivezy nifindra firenena izy ireo, avy amin’ny fanjakana iray ho amin’ny vahoaka hafa,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
nivezivezy nitety firenena ianareo ka niala tamin’ny fanjakana iray hankany amin’ny vahoaka hafa.
Malagasy Bible 1865
Ary nifindrafindra tany amin'ny firenena, sy nifindrafindra fanjakana ho amin'ny firenen-kafa,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
nifindrafindra tany amin’ny firenena sy nifindrafindra fanjakana tany amin’ny firenen-kafa;
malagasy
Ary nifindrafindra tany amin'ny firenena, sy nifindrafindra fanjakana ho amin'ny firenen-kafa,