1 Chronicles 16:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mihirà ho an’NY TOMPO, ry tany rehetra! Lazao isanandro isanandro ny vaovao mahafalin’ny famonjeny!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mihirà ho an’i Iaveh, ry mponina amin’ny tany rehetra, torio isan’andro ny famonjeny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mihirà ho an’ny TOMPO, ry mponin’ny tany tontolo, torio isan’andro isan’andro ny namonjeny antsika.
Malagasy Bible 1865
Mihira ho an'i Jehovah, ry tany rehetra; Lazao isan'andro isan'andro ny famonjeny mahafaly.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mihirà ho an’NY TOMPO, ry tany rehetra! Lazao isanandro isanandro ny vaovao mahafalin’ny famonjeny!
malagasy
Mihira ho an'i Jehovah, ry tany rehetra; Lazao isan'andro isan'andro ny famonjeny mahafaly.