1 Chronicles 16:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ambarao any amin’ny Jentilisa ny voninahiny, ary any amin’ny firenena rehetra ny fahagagana ataony!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ambarao amin’ny firenena ny voninahiny ary amin’ny vahoaka rehetra ny fahagagany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ambarao amin’ireo firenena ny voninahiny, lazao amin’ny vahoaka rehetra ny zava-mahagaga nataony.
Malagasy Bible 1865
Ambarao any amin'ny jentilisa ny voninahiny, ary any amin'ny firenena rehetra ny fahagagana ataony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ambarao any amin’ny Jentilisa* ny voninahiny, ary any amin’ny firenena rehetra ny fahagagana ataony!
malagasy
Ambarao any amin'ny jentilisa ny voninahiny, ary any amin'ny firenena rehetra ny fahagagana ataony.