1 Chronicles 16:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nizara mofo iray avy sy hena iray didy ary mofo voaloboka ho an’ny Israely rehetra, na lahy na vavy, izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ny olona rehetra tamin’i Israely na lahy na vavy, dia nizarany mofo iray avy, sy hena iray didy ary ampempam-boaloboka iray.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nasainy nizaràna sakafo ny Israelita rehetra teo, ka na lehilahy na vehivavy dia samy nahazo mofo boribory iray sy didin-kena voatono iray ary ampempam-boaloboka iray avy.
Malagasy Bible 1865
Dia nizara mofo iray avy sy hena iray didy ary ampempam-boaloboka ho an'ny Isiraely rehetra na lahy na vavy izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nizara mofo iray avy sy hena iray didy ary mofo voaloboka ho an’ny Israely rehetra, na lahy na vavy, izy.
malagasy
Dia nizara mofo iray avy sy hena iray didy ary ampempam-boaloboka ho an'ny Isiraely rehetra na lahy na vavy izy.[Na: divay eran'ny kapoaka]