1 Chronicles 16:30 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mangovita eo anatrehany, ry tany rehetra! Izao rehetra izao dia voaorina ka tsy hihetsika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mangovita eo anatrehany, ry mponina amin’ny tany rehetra, ary izao tontolo izao, voaarina, tsy mba hivembena.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mangovita eo anoloany, ry mponin’ny tany tontolo, fa izao rehetra izao voaorina mafy ka tsy hihontsona.
Malagasy Bible 1865
Mangovita eo anatrehany, ry tany rehetra; Izao rehetra izao voaorina ka tsy hihetsika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mangovita eo anatrehany, ry tany rehetra! Izao rehetra izao dia voaorina ka tsy hihetsika.
malagasy
Mangovita eo anatrehany, ry tany rehetra; Izao rehetra izao voaorina ka tsy hihetsika.