1 Chronicles 16:31 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka ho faly ny lanitra ary ho ravo ny tany! Aoka holazaina any amin’ny firenena hoe: NY TOMPO no Mpanjaka!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aoka hifaly ny lanitra, ary aoka hiravo ny tany! Aoka holazaina eram-pirenena ny hoe: ‹Mpanjaka i Iaveh!›
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aoka hifaly ny lanitra, ary hiravoravo ny tany! Lazao amin’ny olona hoe: «Ny TOMPO no mpanjaka!»
Malagasy Bible 1865
Aoka ho faly ny lanitra ary ho ravo ny tany; Ary aoka holazaina any amin'ny firenena hoe: Jehovah no Mpanjaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka ho faly ny lanitra ary ho ravo ny tany! Aoka holazaina any amin’ny firenena hoe: NY TOMPO no Mpanjaka!
malagasy
Aoka ho faly ny lanitra ary ho ravo ny tany; Ary aoka holazaina any amin'ny firenena hoe: Jehovah no Mpanjaka.