1 Chronicles 16:32 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka hirohondrohona ny ranomasina sy izay rehetra ao aminy! Aoka ho faly ny saha sy izay rehetra ao aminy!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aoka hirohondrohona ny ranomasina, mbamin’izay rehetra eo aminy! Aoka hisomebiseby ny saha, mbamin’izay rehetra eo aminy!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aoka hirohondrohona ny ranomasina mbamin’izay ao anatiny! Aoka hibita-kafaliana ny saha mbamin’izay rehetra ao aminy!
Malagasy Bible 1865
Aoka hirohondrohona ny ranomasina sy izay rehetra ao aminy; Aoka ho faly ny saha sy izay rehetra ao aminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka hirohondrohona ny ranomasina sy izay rehetra ao aminy! Aoka ho faly ny saha sy izay rehetra ao aminy!
malagasy
Aoka hirohondrohona ny ranomasina sy izay rehetra ao aminy; Aoka ho faly ny saha sy izay rehetra ao aminy.