1 Chronicles 16:33 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hihoby eo anatrehan’NY TOMPO amin’izay koa ny hazo any an’ala! Fa avy hitsara ny tany Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary aoka hanandra-peo fifaliana ny hazo an’ala, eo anatrehan’i Iaveh fa avy hitsara ny tany Izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aoka ny hazo any an’ala hihoby mba hitsena ny TOMPO, satria tamy Izy. Eny, tamy Izy mba hifehy ny tany.
Malagasy Bible 1865
Dia hihoby eo anatrehan'i Jehovah amin'izay ny hazo an'ala; Fa avy hitsara ny tany Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hihoby eo anatrehan’NY TOMPO amin’izay koa ny hazo any an’ala! Fa avy hitsara ny tany Izy.
malagasy
Dia hihoby eo anatrehan'i Jehovah amin'izay ny hazo an'ala; Fa avy hitsara ny tany Izy.