1 Chronicles 16:34 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Miderà NY TOMPO fa tsara Izy, fa mandrakizay ny famindrampony!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Miderà an’i Iaveh fa tsara Izy, fa maharitra mandrakizay ny famindram-pony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Miderà ny TOMPO ianareo fa tsara Izy: Eny, maharitra mandrakizay ny fitiavany.
Malagasy Bible 1865
Miderà an'i Jehovah, fa tsara Izy: Fa mandrakizay ny famindram-pony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Miderà NY TOMPO fa tsara Izy, fa mandrakizay ny famindrampony!
malagasy
Miderà an'i Jehovah, fa tsara Izy: Fa mandrakizay ny famindram-pony.