1 Chronicles 16:36 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Isaorana anie NY TOMPO, Andriamanitry ny Israely, hatramin’ny taloha indrindra ka ho mandrakizay. Ary ny olona rehetra dia niteny hoe: Amena! Sady nidera NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hisaorana anie i Iaveh Andriamanitr’i Israely, Hatramin’ny mandrakizay, ka ho mandrakizay.» Ary ny vahoaka rehetra nanao hoe: «Amen!» sy hoe: «Miderà an’i Iaveh!»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hisaorana anie ny TOMPO Andriamanitr’i Israely hatrizay hatrizay ka ho mandrakizay. Ary ny vahoaka rehetra niredona hoe: « Amen!» sy hoe: «Ankalazao ny TOMPO!»
Malagasy Bible 1865
Isaorana anie Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, hatramin'ny taloha indrindra ka ho mandrakizay. Ary ny olona rehetra nanao hoe: Amena, sady nidera an'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Isaorana anie NY TOMPO, Andriamanitry ny Israely, hatramin’ny taloha indrindra ka ho mandrakizay. Ary ny olona rehetra dia niteny hoe: Amena! Sady nidera NY TOMPO.
malagasy
Isaorana anie Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, hatramin'ny taloha indrindra ka ho mandrakizay. Ary ny olona rehetra nanao hoe: Amena, sady nidera an'i Jehovah.