1 Chronicles 16:37 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
I Asafa sy ny rahalahiny dia navelan’i Davida teo anoloan’ny vata misy ny faneken’NY TOMPO hanao fanompoam-pivavahana ao mandrakariva araka ny raharaha tokony hatao isanandro.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia navelan’i Davida teo anoloan’ny fiaran’ny faneken’i Iaveh i Asafa mbamin’ireo rahalahiny, mba hanao tsy tapaka ny fanompoana eo anoloan’ny Fiara, araka ny anjara raharahany isan’andro.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia teo anoloan’ny Vatamasina mirakitra ny fanekempihavanan’ny TOMPO teo i Davida no nanankina adidy tamin-dry i Asafa sy ny namany mba hanao fanompoam-pivavahana tsy an-kiato eo, araka ny raharaha tokony hatao isan’andro;
Malagasy Bible 1865
Ary Asafa sy ny rahalahiny dia navelan'i Davida teo anoloan'ny fiaran'ny faneken'Jehovah hanao fanompoam-pivavahana ao mandrakariva araka ny raharaha tokony hatao isan'andro,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
I Asafa sy ny rahalahiny dia navelan’i Davida teo anoloan’ny vata misy ny faneken’NY TOMPO hanao fanompoam-pivavahana ao mandrakariva araka ny raharaha tokony hatao isanandro.
malagasy
Ary Asafa sy ny rahalahiny dia navelan'i Davida teo anoloan'ny fiaran'ny faneken'Jehovah hanao fanompoam-pivavahana ao mandrakariva araka ny raharaha tokony hatao isan'andro,