1 Chronicles 16:38 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
I Obeda-Edoma, zanak’i Jedotona sy ny rahalahiny valo amby enimpolo ary i Hosa kosa dia ho mpiandry varavarana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Toy izany koa i Obededôma mbamin’ireo rahalahiny 68, i Obededôma zanak’i Iditona ary i Hosa, ho mpiandry varavarana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
nanankinany adidy koa ry i Hôbeda-Edôma sy ny namany 68 lahy, sy ilay Hôbeda-Edôma zanakalahin’i Jeditòna, ary i Hôsà mba ho mpiandry vavahady.
Malagasy Bible 1865
ary Obed-edoma sy ny rahalahiny valo amby enim-polo sy Obed-edoma, zanak'i Jedotona, ary Hosa ho mpiandry varavarana kosa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
I Obeda-Edoma, zanak’i Jedotona sy ny rahalahiny valo amby enimpolo ary i Hosa kosa dia ho mpiandry varavarana.
malagasy
ary Obed-edoma sy ny rahalahiny valo amby enim-polo sy Obed-edoma, zanak'i Jedotona, ary Hosa ho mpiandry varavarana kosa.