1 Chronicles 16:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Notendren’i Davida ho mpanao fanompoam-pivavahana eo anatrehan’ny vata misy ny faneken’NY TOMPO ny levita sasany mba hankalaza sy hisaotra ary hidera NY TOMPO, Andriamanitry ny Israely:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nisy Levita sasany notendren’i Davida hitoetra eo anatrehan’ny fiaran’i Iaveh mba hanao ny fanompoana amin’ny fangatahana, fankalazana sy fiderana an’i Iaveh Andriamanitr’i Israely;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nisy levita sasany notendren’i Davida ho amin’ny fanompoana teo anoloan’ny Vatamasin’ny TOMPO mba hampahatsiaro sy hidera ary hanome voninahitra ny TOMPO Andriamanitr’i Israely.
Malagasy Bible 1865
Ary ny Levita sasany notendren'i Davida ho mpanao fanompoam-pivavahana eo anatrehan'ny fiaran'i Jehovah mba hankalaza sy hisaotra ary hidera an'i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Notendren’i Davida ho mpanao fanompoam-pivavahana eo anatrehan’ny vata misy ny faneken’NY TOMPO ny levita* sasany mba hankalaza sy hisaotra ary hidera NY TOMPO, Andriamanitry ny Israely:
malagasy
[Ny nandaminan'i Davida ny fanompoam-pivavahana, sy ny salamo natao ho fisaorana an'i Jehovah] Ary ny Levita sasany notendren'i Davida ho mpanao fanompoam-pivavahana eo anatrehan'ny fiaran'i Jehovah mba hankalaza sy hisaotra ary hidera an'i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely: