1 Chronicles 16:41 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Naman’ireo koa i Hemana sy i Jedotona ary ny sisa amin’ny olona voafidy izay voatonona anarana hidera NY TOMPO, fa mandrakizay ny famindrampony!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Teo akaikin’ireo i Hemàna sy i Iditona mbamin’ny sisan’ireo voafidy sy voatonona anarana, hidera an’i Iaveh, fa maharitra mandrakizay ny famindram-pony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niaraka tamin’ny mpisorona ry i Hemàna sy i Jedotòna ary ireo sisa voafidy sy voatondro anarana mba hidera ny TOMPO noho ny fitiavany maharitra mandrakizay.
Malagasy Bible 1865
ary naman'ireo koa Hemana sy Jedotona ary ny sisa amin'ny olona voafidy izay voatonona anarana hidera an'i Jehovah, fa mandrakizay ny famindram-pony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Naman’ireo koa i Hemana sy i Jedotona ary ny sisa amin’ny olona voafidy izay voatonona anarana hidera NY TOMPO, fa mandrakizay ny famindrampony!
malagasy
ary naman'ireo koa Hemana sy Jedotona ary ny sisa amin'ny olona voafidy izay voatonona anarana hidera an'i Jehovah, fa mandrakizay ny famindram-pony.