1 Chronicles 16:42 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tao amin’i Hemana sy i Jedotona dia nisy trompetra sy kipantsona natao hampanenoina; tao koa ireo karazavan-javamaneno hanaraka ny hira ho an’Andriamanitra. Ny zanak’i Jedotona no mpiandry varavarana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niaraka tamin’ireo, dia niaraka tamin’i Hemàna sy i Iditona, dia nisy anjomara aman-kipantsona ho an’ireo tsy maintsy mampaneno azy, mbamin’ny zava-maneno hampiarahina amin’ny hiran’Andriamanitra. Ny zanak’i Iditona niadidy ny varavarana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niaraka tamin’i Hemàna sy i Jedotòna, dia nisy trompetra sy kipantsona natao hampanenoina ary zava-maneno hafa natao hanarahana ny hira ho an’Andriamanitra; ary ny zanakalahin’i Jedotòna no mpiandry vavahady.
Malagasy Bible 1865
Ary tao amin'i Hemana sy Jedotona nisy trompetra sy kipantsona ho an'izay mampaneno ary ny fomban'ny zava-manenon'Andriamanitra. Ary ny zanak'i Jedotona no mpiandry varavarana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tao amin’i Hemana sy i Jedotona dia nisy trompetra sy kipantsona natao hampanenoina; tao koa ireo karazavan-javamaneno hanaraka ny hira ho an’Andriamanitra. Ny zanak’i Jedotona no mpiandry varavarana.
malagasy
Ary tao amin'i Hemana sy Jedotona nisy trompetra sy kipantsona ho an'izay mampaneno ary ny fomban'ny zava-manenon'Andriamanitra. Ary ny zanak'i Jedotona no mpiandry varavarana.Ary dia samy nody tany an-tranony avy ny olona rehetra, ary Davida koa lasa nody mba hitso-drano ny ankohonany.