1 Chronicles 16:43 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia samy nody tany an-tranony avy ny olona rehetra ary lasa nody koa i Davida mba hitsodrano ny ankohonany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Samy nody tany an-tranony avy ny vahoaka rehetra, ary i Davida koa nody hitso-drano ny ankohonany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Farany, dia samy nody tany an-tranony avy ny olona rehetra; ary i Davida koa lasa nody mba hiarahaba ny ankohonany.
Malagasy Bible 1865
Ary dia samy nody tany an-tranony avy ny olona rehetra, ary Davida koa lasa nody mba hitso-drano ny ankohonany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia samy nody tany an-tranony avy ny olona rehetra ary lasa nody koa i Davida mba hitsodrano ny ankohonany.
malagasy
Ary dia samy nody tany an-tranony avy ny olona rehetra, ary Davida koa lasa nody mba hitso-drano ny ankohonany.