1 Chronicles 16:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
I Asafa no lehibeny, i Zakaria no nanarakaraka. I Jeiela, i Semiramota, i Jehiela, i Matitia, i Eliaba, i Benaia, i Obeda-Edoma ary i Jeiela no nitendry ny valiha sy ny lokanga; fa i Asafa no nampaneno ny kipantsona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia i Asafa filohany, i Zakaria faharoa, dia i Jahiela, i Semiramôta, i Jehiela, i Matatiasa, i Eliaba, i Banaiasa, i Obededôma ary i Jehiela, izay nanan-java-maneno, lokanga, harpa, ary i Asà nampaneno ny kipantsona,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Asafa no filohany, ary i Zakarià no lefitra. I Jahaziela sy i Semiramôta, i Jehiela sy i Matitià, i Eliaba sy i Benaià ary i Hôbeda-Edôma sy i Jehiela no nitendry ny valiha sy ny lokanga; fa i Asafa no nively ny kipantsona.
Malagasy Bible 1865
Asafa no lohany, ary Zakaria no nanarakaraka, dia Jeiela sy Semiramota sy Jehiela sy Matitia sy Eliaba sy Benaia sy Obed-edoma ary Jeiela no nitendry ny valiha sy ny lokanga; fa Asafa no nampaneno ny kipantsona;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
I Asafa no lehibeny, i Zakaria no nanarakaraka. I Jeiela, i Semiramota, i Jehiela, i Matitia, i Eliaba, i Benaia, i Obeda-Edoma ary i Jeiela no nitendry ny valiha sy ny lokanga; fa i Asafa no nampaneno ny kipantsona.
malagasy