1 Chronicles 16:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’izay andro izay no voalohan’ny nanendren’i Davida an’i Asafa sy ny rahalahiny hidera NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’izay andro izay no voalohany nanapahan’i Davida, fa ny feon’i Asafa sy ny rahalahiny no hankalazana an’i Iaveh:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa tamin’io andro io no voalohany nanendren’i Davida an’i Asafa sy ny namany hidera ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Tamin'izay andro izay no voalohan'ny nanendren'i Davida an'i Asafa sy ny rahalahiny hidera an'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’izay andro izay no voalohan’ny nanendren’i Davida an’i Asafa sy ny rahalahiny hidera NY TOMPO.
malagasy
Tamin'izay andro izay no voalohan'ny nanendren'i Davida an'i Asafa sy ny rahalahiny hidera an'i Jehovah.