1 Chronicles 16:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Miderà NY TOMPO, miantsoa ny anarany! Ampahafantaro ny firenena ny asany!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Miderà an’i Iaveh, miantsoa ny Anarany, ampahafantaro ny firenena ny zava-dehibe nataony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Miderà ny TOMPO ianareo: ataovy antso avo ny lazany, ampahafantaro ny firenen-kafa ny asany lehibe!
Malagasy Bible 1865
Miderà an'i Jehovah, miantsoa ny anarany; Ampahafantaro ny firenena ny asany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Miderà NY TOMPO, miantsoa ny anarany! Ampahafantaro ny firenena ny asany!
malagasy
Miderà an'i Jehovah, miantsoa ny anarany; Ampahafantaro ny firenena ny asany.