1 Chronicles 16:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mihirà ho Azy, mankalazà Azy! Saintsaino ny fahagagana rehetra ataony!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manaova hira fanajana Azy, mihirà Salamo fanajana Azy. Torio ny fahagagana rehetra nataony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mihirà ho Azy ary mankalazà Azy amin-java-maneno; tantarao ny asa mahagaga rehetra nataony.
Malagasy Bible 1865
Mihira ho Azy, mankalazà Azy; Saintsaino ny fahagagana rehetra ataony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mihirà ho Azy, mankalazà Azy! Saintsaino ny fahagagana rehetra ataony!
malagasy
Mihira ho Azy, mankalazà Azy; Saintsaino ny fahagagana rehetra ataony.
Recommended Reading