1 Chronicles 17:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary rehefa tapitra ny andronao ka lasa any amin’ny razanao ianao dia hatsangako handimby anao ny iray amin’ny taranakao, izay isan’ny terakao, ary hampitoeriko mafy ny fanjakany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Rahatrizay tapitra ny andronao, ka ho lasa any amin’ny razanao ianao, dia hasandratro ny taranakao mandimby anao, iray amin’ny terakao, ary hohamafisiko ny fanjakany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary rehefa tapitra ny andronao ka lasa any amin’ny razanao ianao, dia hatsangako handimby anao ny anankiray amin’ireo zanakalahy naterakao ka haoriko mafy ny fanjakany.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa tapitra ny andronao, ka lasa any amin'ny razanao ianao, dia hatsangako ny zanakao anankiray mandimby anao, izay isan'ny terakao; ary hampitoeriko ny fanjakany;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary rehefa tapitra ny andronao ka lasa any amin’ny razanao ianao dia hatsangako handimby anao ny iray amin’ny taranakao, izay isan’ny terakao, ary hampitoeriko mafy ny fanjakany.
malagasy
Ary rehefa tapitra ny andronao, ka lasa any amin'ny razanao ianao, dia hatsangako ny zanakao anankiray mandimby anao, izay isan'ny terakao; ary hampitoeriko ny fanjakany;