1 Chronicles 17:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izaho ho rainy, ary ho zanako izy; tsy hanaisotra ny famindrampoko aminy Aho, tahaka ny nanesorako izany tamin’ilay talohanao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ho toy ny ray ho azy Aho, ary ho toy ny zanaka ho Ahy izy, ka tsy hesoriko aminy ny famindram-poko, toy ny nanesorako izany tamin’ilay nanjaka talohanao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izaho ho rainy, ary izy ho zanako; ka tsy hanesotra aminy na oviana na oviana ny fitiavako Aho tahaka ny nanesorako izany tamin’ilay mpanjaka talohanao.
Malagasy Bible 1865
Izaho ho rainy, ary izy ho zanako; ary tsy hanaisotra ny famindram-poko aminy Aho, tahaka ny nanesorako izany tamin'ilay nodiasanao;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izaho ho rainy, ary ho zanako izy; tsy hanaisotra ny famindrampoko aminy Aho, tahaka ny nanesorako izany tamin’ilay talohanao.
malagasy
Izaho ho rainy, ary izy ho zanako; ary tsy hanaisotra ny famindram-poko aminy Aho, tahaka ny nanesorako izany tamin'ilay nodiasanao;