1 Chronicles 17:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hampitoeriko ao an-tranoko sy ao amin’ny fanjakako mandrakizay izy; ary ho tafaorina mandrakizay ny sezafiandrianany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hampitoeriko mandrakizay ao an-tranoko sy amin’ny fanjakako izy, ary hiorina mandrakizay ny seza fiandrianany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hataoko maharitra mandrakizay ao amin’ny tempoliko sy eo amin’ny fanjakako izy; ary ny sezafiandrianany tsy ho voahozongozona mandrakizay.»
Malagasy Bible 1865
fa hampitoeriko ao an-tranoko sy ao amin'ny fanjakako mandrakizay izy; ary hampitoerina mandrakizay ny seza fiandrianany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hampitoeriko ao an-tranoko sy ao amin’ny fanjakako mandrakizay izy; ary ho tafaorina mandrakizay ny sezafiandrianany.
malagasy
fa hampitoeriko ao an-tranoko sy ao amin'ny fanjakako mandrakizay izy; ary hampitoerina mandrakizay ny seza fiandrianany.