1 Chronicles 17:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Araka izany teny rehetra izany sy araka io fahitana io no nolazain’i Natana tamin’i Davida.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia niteny tamin’i Davida i Natàna araka izany teny rehetra izany sy io fahitana rehetra io.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nambaran’i Natàna tamin’i Davida avokoa izay rehetra nolazain’Andriamanitra azy nandritra io fahitana io.
Malagasy Bible 1865
Araka izany teny rehetra izany sy araka izao fahitana izao no nolazain'i Natana tamin'i Davida.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Araka izany teny rehetra izany sy araka io fahitana io no nolazain’i Natana tamin’i Davida.
malagasy
Araka izany teny rehetra izany sy araka izao fahitana izao no nolazain'i Natana tamin'i Davida.