1 Chronicles 17:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary niditra i Davida mpanjaka ka nipetraka teo anatrehan’NY TOMPO, dia niteny hoe: Zinona moa aho, RY TOMPO Andriamanitra ô? Ary zinona moa ny fianakaviako no noentinao eto amin’izao toerana izao aho?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka tonga i Davida mpanjaka ka nitoetra teo anatrehan’i Iaveh, ary nanao hoe: Zinona moa aho, ry Iaveh Andriamanitra ô! Ary zinona moa ny fianakaviako no dia nentinao ho tonga amin’izao aho?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nankeo anatrehan’ny TOMPO tao an-tranolay i Davida mpanjaka, ka nipetraka sady nivavaka hoe: –Ry TOMPO Andriamanitro ô, mba iza moa aho; ary mba inona ny fianakaviako no tonganao amin’ny toerana misy ahy izao?
Malagasy Bible 1865
Ary Davida mpanjaka niditra ka nipetraka teo anatrehan'i Jehovah, dia nanao hoe: Zinona moa aho, Jehovah Andriamanitra ô? Ary zinona moa ny mpianakaviko, no nentinao ambaraka ankehitriny aho?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)

malagasy
Ary Davida mpanjaka niditra ka nipetraka teo anatrehan'i Jehovah, dia nanao hoe: Zinona moa aho, Jehovah Andriamanitra ô? Ary zinona moa ny mpianakaviko, no nentinao ambaraka ankehitriny aho?