1 Chronicles 17:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Inona intsony no holazain’i Davida aminao ny amin’ny voninahitra omena ny mpanomponao? Fa Ianao no mahafantatra ny mpanomponao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa inona indray no ho azon’i Davida lazaina aminao, ny amin’ny voninahitra nomena ny mpanomponao? Fantatrao ny mpanomponao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
inona no mbola azoko lazaina aminao momba ny voninahitra nomenao ahy satria Ianao no mahalala ahy mpanomponao?
Malagasy Bible 1865
Inona intsony no holazain'i Davida aminao ny amin'ny voninahitra omena ny mpanomponao? fa Hianao no mahalala ny mpanomponao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Inona intsony no holazain’i Davida aminao ny amin’ny voninahitra omena ny mpanomponao? Fa Ianao no mahafantatra ny mpanomponao.
malagasy
Inona intsony no holazain'i Davida aminao ny amin'ny voninahitra omena ny mpanomponao? fa Hianao no mahalala ny mpanomponao.