1 Chronicles 17:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy i Natana tamin’i Davida: Ataovy izay rehetra ao am-ponao, fa Andriamanitra no momba anao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy i Natàna namaly an’i Davida: «Ataovy izay ao am-ponao, fa momba anao Andriamanitra.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Natàna namaly an’i Davida: –Tanteraho avokoa izay noeritreretinao hatao; fa momba anao Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Natana tamin'i Davida: Ataovy izay rehetra ao am-ponao, fa Andriamanitra no momba anao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy i Natana tamin’i Davida: Ataovy izay rehetra ao am-ponao, fa Andriamanitra no momba anao.
malagasy
Ary hoy Natana tamin'i Davida: Ataovy izay rehetra ao am-ponao, fa Andriamanitra no momba anao.