1 Chronicles 17:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Eny, aoka hampitoerina izany, ary aoka hohalehibiazina mandrakizay ny anaranao ka hatao hoe: NY TOMPO, Andriamanitra Tompon’izao rehetra izao, Andriamanitry ny Israely, no Andriamanitra ho an’ny Israely; dia hampitoerina eo anatrehanao ny taranak’i Davida mpanomponao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aoka haharitra izany, ary aoka hankalazaina mandrakizay ny Anaranao; ka aoka holazain’ny olona hoe: I Iavehn’ny tafika, Andriamanitr’i Israely, dia Andriamanitra ho an’i Israely! Ary aoka ho tsara orina eo anatrehanao ny fianakavian’i Davida mpanomponao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, aoka ho tanteraka izany, dia halaza mandrakizay ny anaranao, ka hatao hoe: «Ny TOMPOn’izao rehetra izao no Andriamanitra ho an’i Israely!»; ary aoka ny taranako haharitra tsy azo hozongozonina eo anatrehanao.
Malagasy Bible 1865
Eny, aoka hampitoerina izany, ary aoka hohalehibiazina mandrakizay ny anaranao ka hatao hoe: Jehovah, Tompon'ny maro, Andriamanitry ny Isiraely, no Andriamanitry ny Isiraely; ka dia hampitoerina eo anatrehanao ny taranak'i Davida mpanomponao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Eny, aoka hampitoerina izany, ary aoka hohalehibiazina mandrakizay ny anaranao ka hatao hoe: NY TOMPO, Andriamanitra Tompon’izao rehetra izao, Andriamanitry ny Israely, no Andriamanitra ho an’ny Israely; dia hampitoerina eo anatrehanao ny taranak’i Davida mpanomponao.
malagasy