1 Chronicles 17:25 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa Ianao, Andriamanitro ô, efa nanambara tamin’ny mpanomponao fa hanao trano ho azy. Koa izany no nampahasahy ny mpanomponao hivavaka eto anatrehanao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa Tenanao, ry Andriamanitra ô, no efa nanambara tamin’ny mpanomponao fa hanorin-trano ho azy, ka izany no nahasahian’ny mpanomponao hivavaka eto anatrehanao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Satria Ianao, Andriamanitro ô, efa nanambara tamiko fa hanome taranaka ho ahy; koa izany no maha eto ahy mba hivavaka manatrika anao.
Malagasy Bible 1865
Fa Hianao, Andriamanitro ô, efa nanambara tamin'ny mpanomponao fa homenao taranaka izy; koa Izany no nampahasahy ny mpanomponao hivavaka eto anatrehanao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa Ianao, Andriamanitro ô, efa nanambara tamin’ny mpanomponao fa hanao trano ho azy. Koa izany no nampahasahy ny mpanomponao hivavaka eto anatrehanao.
malagasy
Fa Hianao, Andriamanitro ô, efa nanambara tamin'ny mpanomponao fa homenao taranaka izy; koa Izany no nampahasahy ny mpanomponao hivavaka eto anatrehanao.[Heb. hanao trano ho azy Hianao]