1 Chronicles 17:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Noho izany, TOMPO ô, satria Ianao no Andriamanitra, ary Ianao efa nilaza izany zava-tsoa izany ny amin’ny mpanomponao,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa ankehitriny, ry Iaveh, Ianao no Andriamanitra, ary nilaza izany teny mahafinaritra izany tamin’ny mpanomponao Ianao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
TOMPO ô, Ianao mihitsy no Andriamanitra, ary izaho mpanomponao no efa nampanantenainao izany zava-tsoa izany.
Malagasy Bible 1865
Ary noho izany, Jehovah ô, satria Hianao no Andriamanitra, ary Hianao efa nilaza izany zava-tsoa izany ny amin'ny mpanomponao,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Noho izany, TOMPO ô, satria Ianao no Andriamanitra, ary Ianao efa nilaza izany zava-tsoa izany ny amin’ny mpanomponao,
malagasy
Ary noho izany, Jehovah ô, satria Hianao no Andriamanitra, ary Hianao efa nilaza izany zava-tsoa izany ny amin'ny mpanomponao,dia ho sitrakao ny hitahy ny taranaky ny mpanomponao haharitra mandrakizay eo anatrehanao; fa izay tahinao, Jehovah ô, dia voatahy mandrakizay.