1 Chronicles 17:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa tamin’ny alin’iny ihany dia tonga tamin’i Natana ny tenin’Andriamanitra hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny alin’izay ihany, dia tonga tamin’i Natàna ny tenin’Andriamanitra nanao hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’ny alina iny ihany dia nisy tenin’Andriamanitra tamin’i Natàna nanao hoe:
Malagasy Bible 1865
Nefa tamin'ny alin'iny ihany dia tonga tamin'i Natana ny tenin'Andriamanitra nanao hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa tamin’ny alin’iny ihany dia tonga tamin’i Natana ny tenin’Andriamanitra hoe:
malagasy
Nefa tamin'ny alin'iny ihany dia tonga tamin'i Natana ny tenin'Andriamanitra nanao hoe: