1 Chronicles 17:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Andeha, lazao amin’i Davida mpanompoko hoe: Izao no lazain’NY TOMPO: Tsy ianao no hanao trano hitoerako;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mandehana lazao amin’i Davida mpanompoko hoe: Izao no tenin’i Iaveh: Tsy ianao no hanao trano hitoerako.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Ndeha lazao amin’i Davida mpanompoko fa Izaho TOMPO dia manambara izao hafatro izao: ‹Tsy ianao no hanao tempoly hitoerako.
Malagasy Bible 1865
Andeha, lazao amin'i Davida mpanompoko hoe: Izao no lazain'i Jehovah: Tsy ianao no hanao trano hitoerako;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Andeha, lazao amin’i Davida mpanompoko hoe: Izao no lazain’NY TOMPO: Tsy ianao no hanao trano hitoerako;
malagasy
Andeha, lazao amin'i Davida mpanompoko hoe: Izao no lazain'i Jehovah: Tsy ianao no hanao trano hitoerako;