1 Chronicles 17:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nomba anao tamin’izay rehetra nalehanao Aho ka naringako tsy ho eo anoloanao ny fahavalonao rehetra ary homeko anarana tahaka ny anaran’izay lehibe ambonin’ny tany ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
nomba anao tamin’izay rehetra nalehanao Aho, nandringana ny fahavalonao rehetra teo anoloanao Aho, ary nataoko malaza toy ny anaran’ireo lehibe eto ambonin’ny tany ny anaranao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nomba anao Aho tamin’izay rehetra nalehanao, ka nandripaka ny fahavalonao rehetra teo anoloanao; ary hataoko lehibe ny lazanao tahaka ny an’ireo olona ambony eto an-tany.
Malagasy Bible 1865
Ary nomba anao tamin'izay rehetra nalehanao Aho, ka naringako tsy ho eo anoloanao ny fahavalonao rehetra, ary homeko anarana tahaka ny anaran'izay lehibe ambonin'ny tany ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nomba anao tamin’izay rehetra nalehanao Aho ka naringako tsy ho eo anoloanao ny fahavalonao rehetra ary homeko anarana tahaka ny anaran’izay lehibe ambonin’ny tany ianao.
malagasy
Ary nomba anao tamin'izay rehetra nalehanao Aho, ka naringako tsy ho eo anoloanao ny fahavalonao rehetra, ary homeko anarana tahaka ny anaran'izay lehibe ambonin'ny tany ianao.