1 Chronicles 17:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hifidy tany ho an’ny Israely oloko Aho sady hamponina azy; dia handry fehizay amin’ny fonenany izy ka tsy hanana ahiahy intsony, ary tsy hampahory azy intsony ny ratsy fanahy, toy ny tany aloha
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanokan-toerana ho an’i Israely vahoakako Aho, dia nampiorina azy eo; ka efa monina eo aminy izy ary tsy hisy hanabataba azy, ary ny zanaky ny faharatsiana tsy hampahory azy toy ny taloha intsony,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary handraiketako toerana iray hampiorenako azy ny Israely vahoakako, ka dia honina tsy hanana ahiahy amin’izany izy. Fa tsy hisy firenen-dozabe hampahory azy intsony tahaka ny taloha,
Malagasy Bible 1865
Ary hifidy tany ho an'ny Isiraely oloko Aho sady hamponina azy, ka dia handry fahizay amin'ny fonenany izy ka tsy hanana ahiahy intsony, ary ny zanaky ny faharatsiana tsy hampahory azy intsony tahaka ny tany aloha
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hifidy tany ho an’ny Israely oloko Aho sady hamponina azy; dia handry fehizay amin’ny fonenany izy ka tsy hanana ahiahy intsony, ary tsy hampahory azy intsony ny ratsy fanahy, toy ny tany aloha
malagasy