1 Chronicles 18:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Taorianan’izany dia nandresy ny Filistina i Davida ka nampietry azy, ary i Gata sy ny vohitra miankina aminy dia nesoriny tamin’ny tanan’ny Filistina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tatỳ aorian’izany, nandresy ny Filistinina i Davida, ka nampietry azy, ary nalainy teo an-tanan’ny Filistinina i Geta mbamin’ny tanàna momba azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Taorian’izany, dia nandresy ny Filistinina i Davida ka nampilefitra azy ary nalainy teo an-tanan’ny Filistinina i Gata sy ireo tanàna kely manodidina azy.
Malagasy Bible 1865
Ary nony afaka izany, dia nandresy ny Filistina Davida ka nampietry azy, ary Gata sy ny zana-bohiny dia nesoriny tamin'ny tanan'ny Filistina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Taorianan’izany dia nandresy ny Filistina i Davida ka nampietry azy, ary i Gata sy ny vohitra miankina aminy dia nesoriny tamin’ny tanan’ny Filistina.
malagasy
[Ny nandresen'i Davida ny fahavalony] Ary nony afaka izany, dia nandresy ny Filistina Davida ka nampietry azy, ary Gata sy ny zana-bohiny dia nesoriny tamin'ny tanan'ny Filistina.