1 Chronicles 18:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Naharesy ny Edomita izay nisy valo arivo sy iray alina teo amin’ny Lohasahantsira i Abisay, zanak’i Zeroia.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Resin’i Abisaia zanak’i Sarvià tao amin’ny Lohasahan-tSira ny Edômita 18.000,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Abisay, zanakalahin’i Tseroià, dia nandresy ny Edômita tokony ho 18 000 lahy, tao amin’ny Lohasahan-tsira.
Malagasy Bible 1865
Ary Abisay, zanak'i Zeroia, naharesy ny Edomita teo amin'ny Lohasahan-tsira, dia lehilahy valo arivo sy iray alina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Naharesy ny Edomita izay nisy valo arivo sy iray alina teo amin’ny Lohasahantsira i Abisay, zanak’i Zeroia.
malagasy
Ary Abisay, zanak'i Zeroia, naharesy ny Edomita teo amin'ny Lohasahan-tsira, dia lehilahy valo arivo sy iray alina.