1 Chronicles 18:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nametraka miaramila tany Edoma izy; dia tonga mpanompon’i Davida ny Edomita rehetra. Fa NY TOMPO nampandresy an’i Davida tany amin’izay rehetra nalehany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary nametrahany miaramila mponina tao Edôma, ka dia tonga mpanompon’i Davida avokoa i Edôma rehetra. Nomen’i Iaveh an’i Davida ny fandresena tany amin’izay rehetra nalehany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nametrahany governora tao Edôma, ka tonga olom-pehezin’i Davida ny Edômita rehetra; ary nampandresy an’i Davida tamin’izay fanafihany rehetra ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Ary nametraka miaramila tany Edoma izy; dia tonga mpanompon'i Davida ny Edomita rehetra. Fa Jehovah nampahery an'i Davida teny amin'izay rehetra nalehany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nametraka miaramila tany Edoma izy; dia tonga mpanompon’i Davida ny Edomita rehetra. Fa NY TOMPO nampandresy an’i Davida tany amin’izay rehetra nalehany.
malagasy
Ary nametraka miaramila tany Edoma izy; dia tonga mpanompon'i Davida ny Edomita rehetra. Fa Jehovah nampahery an'i Davida teny amin'izay rehetra nalehany.