1 Chronicles 18:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
i Zadoka, zanak’i Ahitoba, sy i Abimeleka, zanak’i Abiatara, no mpisorona; ary i Saosa no mpitantsoratra;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
i Sadôka zanak’i Akitoba, sy i Abimeleka zanak’i Abiatara, no mpisorona, i Sosa no mpanoratra;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
i Tsadôka zanakalahin’i Ahitoba mbamin’i Abimelèka zanakalahin’i Abiatara no mpisorona; i Savesà no mpitantsoratra;
Malagasy Bible 1865
Ary Zadoka, zanak'i Ahitoba, sy Abimeleka, zanak'i Abiatara, no mpisorona; ary Saosa no mpanoratra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
i Zadoka, zanak’i Ahitoba, sy i Abimeleka, zanak’i Abiatara, no mpisorona; ary i Saosa no mpitantsoratra;
malagasy
Ary Zadoka, zanak'i Ahitoba, sy Abimeleka, zanak'i Abiatara, no mpisorona; ary Saosa no mpanoratra.Ary Benaia, zanak'i Joiada, no mpifehy ny miaramila mpiambina andriana; ary ny zanak'i Davida no lehibe tamin'izay nanolotra ny mpanjaka.[Heb. Keretita sy Peletita]