1 Chronicles 18:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary i Benaia, zanak’i Jehoiada, no mpifehy ny Keretita sy ny Peletita; ary ny zanak’i Davida no lehibe tamin’izay akaiky ny mpanjaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
i Banaiasa zanak’i Jôiadà, no lehiben’ny Keretianina sy ny Feletianina; ary ireo zanak’i Davida no voalohan-daharana eo anilan’ny mpanjaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
i Benaià, zanakalahin’i Jôiadà, no lehiben’ny Keretita sy Peletita mpiambina ny mpanjaka; ary ireo zanakalahin’i Davida kosa dia mpiara-miasa akaiky amin’ny mpanjaka.
Malagasy Bible 1865
Ary Benaia, zanak'i Joiada, no mpifehy ny miaramila mpiambina andriana; ary ny zanak'i Davida no lehibe tamin'izay nanolotra ny mpanjaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary i Benaia, zanak’i Jehoiada, no mpifehy ny Keretita sy ny Peletita; ary ny zanak’i Davida no lehibe tamin’izay akaiky ny mpanjaka.
malagasy
Ary Benaia, zanak'i Joiada, no mpifehy ny miaramila mpiambina andriana; ary ny zanak'i Davida no lehibe tamin'izay nanolotra ny mpanjaka.[Heb. Keretita sy Peletita]