1 Chronicles 18:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nandresy ny Moabita koa izy ka tonga mpanompon’i Davida nandoa hetra ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nandresy ny Moabita izy, ka tonga mpanompo manatitra hetra ho an’i Davida ny Moabita.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nandresy ny Môabita koa izy; dia tonga olom-pehezin’i Davida ireo sady mpandoa hetra ho azy.
Malagasy Bible 1865
Ary nandresy ny Moabita koa izy, ka dia tonga mpanompon'i Davida nandoa hetra ireo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nandresy ny Moabita koa izy ka tonga mpanompon’i Davida nandoa hetra ireo.
malagasy
Ary nandresy ny Moabita koa izy, ka dia tonga mpanompon'i Davida nandoa hetra ireo.