1 Chronicles 18:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia resin’i Davida koa i Hadadezera, mpanjakan’i Zoba akaikin’i Hamata, tamin’izy nandeha nampiorina ny fanjakany tany amoron’ny ony Eofrata.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Resin’i Davida koa i Adarezera mpanjakan’i Sobà eny akaikin’i Hamata, tamin’izy teny an-dalana nandeha hampiorina ny fanjakany amin’ny ony Eofrata.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mbola resin’i Davida koa i Hadadehezera mpanjakan’i Tsôbà, akaikin’i Hamata; tamin’iny nanitaran’i Hadadehezera ny fanjakany teny amoron’ny ony Eofrata iny indrindra no nandresen’i Davida azy.
Malagasy Bible 1865
Dia resin'i Davida koa Hadarezera, mpanjakan'i Zoba akaikin'i Hamata, tamin'izy lasa nampiorina ny fanjakany teo amoron'ny ony Eofrata.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia resin’i Davida koa i Hadadezera, mpanjakan’i Zoba akaikin’i Hamata, tamin’izy nandeha nampiorina ny fanjakany tany amoron’ny ony Eofrata.
malagasy
Dia resin'i Davida koa Hadarezera, mpanjakan'i Zoba akaikin'i Hamata, tamin'izy lasa nampiorina ny fanjakany teo amoron'ny ony Eofrata.[Na: nanangana saina]