1 Chronicles 18:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony tonga hanampy an’i Hadadezera, mpanjakan’i Zoba, ny Arameana avy any Damaskosy, dia nahafatesan’i Davida olona roa arivo sy roa alina ny Arameana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tonga namonjy an’i Adarezera mpanjakan’i Sobà ny Sirianina avy any Damasa, fa noresen’i Davida ny 22.000 lahy tamin’ny Sirianina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia tonga ny Sirianina avy any Damasy mba hamonjy an’i Hadadehezera mpanjakan’i Tsôbà; kanefa nahafatesan’i Davida miaramila 22 000 koa ny Sirianina.
Malagasy Bible 1865
Ary nony tonga ny Syriana avy any Damaskosy hanampy an'i Hadarezera, mpanjakan'i Zoba, dia nahafatesan'i Davida olona roa arivo sy roa alina ny Syriana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony tonga hanampy an’i Hadadezera, mpanjakan’i Zoba, ny Arameana avy any Damaskosy, dia nahafatesan’i Davida olona roa arivo sy roa alina ny Arameana.
malagasy
Ary nony tonga ny Syriana avy any Damaskosy hanampy an'i Hadarezera, mpanjakan'i Zoba, dia nahafatesan'i Davida olona roa arivo sy roa alina ny Syriana.