1 Chronicles 18:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nisy mpifehy namponenin’i Davida tany Arama any Damaskosy; dia tonga mpanompon’i Davida ny Arameana ka nandoa hetra. Fa NY TOMPO nampahazo fandresena an’i Davida tany amin’izay rehetra nalehany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nametrahan’i Davida miaramila mponina i Sirian’i Damasa, ka dia tonga mpanompo nanatitra hetra ho an’i Davida ny Sirianina. Nomen’i Iaveh an’i Davida ny fandresena tamin’izay rehetra nalehany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nametrahan’i Davida governora tany Siria, faritr’i Damasy; ka dia tonga olom-pehezin’i Davida sady mpandoa hetra ho azy ny Sirianina. Fa nampandresy an’i Davida tamin’izay fanafihany rehetra ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Ary nisy namponenin'i Davida tany Syria any Damaskosy; dia tonga mpanompon'i Davida ny Syriana ka nandoa hetra. Fa Jehovah nampahery an'i Davida teny amin'izay rehetra nalehany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nisy mpifehy namponenin’i Davida tany Arama any Damaskosy; dia tonga mpanompon’i Davida ny Arameana ka nandoa hetra. Fa NY TOMPO nampahazo fandresena an’i Davida tany amin’izay rehetra nalehany.
malagasy
Ary nisy namponenin'i Davida tany Syria any Damaskosy; dia tonga mpanompon'i Davida ny Syriana ka nandoa hetra. Fa Jehovah nampahery an'i Davida teny amin'izay rehetra nalehany.