1 Chronicles 18:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony ren’i Toy, mpanjakan’i Hamata, fa naharesy ny miaramila rehetra an’i Hadadezera, mpanjakan’i Zoba, i Davida,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony ren’i Tôhò, mpanjakan’i Hamata, fa hoe: resin’i Davida avokoa ny miaramilan’i Adarezera, mpanjakan’i Sobà,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ren’i Tôhỳ, mpanjakan’i Hamàta, fa resin’i Davida avokoa ny tafik’i Hadadehezera mpanjakan’i Tsôbà;
Malagasy Bible 1865
Ary nony ren'i Toy, mpanjakan'i Hamata, fa Davida efa naharesy ny miaramila rehetra an'i Hadarezera, mpanjakan'i Zoba,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony ren’i Toy, mpanjakan’i Hamata, fa naharesy ny miaramila rehetra an’i Hadadezera, mpanjakan’i Zoba, i Davida,
malagasy
Ary nony ren'i Toy, mpanjakan'i Hamata, fa Davida efa naharesy ny miaramila rehetra an'i Hadarezera, mpanjakan'i Zoba,