1 Chronicles 19:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tatỳ aoriana dia maty i Nahasy, mpanjakan’ny taranak’i Amona, ary ny zanany no nanjaka nandimby azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tatỳ aorian’izany, maty i Naasa, mpanjakan’ny taranak’i Amôna, ary ny zanany lahy no nanjaka nandimby azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Taorian’izany, dia maty i Nahasy mpanjakan’ny Hamônita, ka ny zanany lahy no nanjaka nandimby azy.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa afaka izany, dia maty Nahasy, mpanjakan'ny taranak'i Amona, ary ny zanany no nanjaka nandimby azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tatỳ aoriana dia maty i Nahasy, mpanjakan’ny taranak’i Amona, ary ny zanany no nanjaka nandimby azy.
malagasy
[Ny nahatonga ny niadian'i Davida tamin'ny Syriana sy ny Amonita, ary ny nahareseny azy] Ary rehefa afaka izany, dia maty Nahasy, mpanjakan'ny taranak'i Amona, ary ny zanany no nanjaka nandimby azy.