1 Chronicles 19:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa hitan’i Joaba fa sady teo anoloany no teo ivohony ny fahavalo dia nifidy olona tamin’ireo voafantina tamin’ny Israely rehetra izy ka nalahany hiady tamin’ny Arameana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony hitan’i Jôaba fa samy nisy vava ady teo anoloany sy teo ivohony, dia antokony iray tamin’izay voafantina tamin’i Israely no nofidiny sy nalahany hifanatrika amin’ny Sirianina,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa hitan’i Jôaba fa sady teo anoloany no teo ivohony ny vava ady, dia nifantina izay miaramila israelita mendrika indrindra izy ka nandahatra azy teo anoloan’ny Sirianina.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa hitan'i Joaba fa sady teo anoloany no teo ivohony ny fahavalo, dia nifidy olona tamin'ireo voafantina tamin'ny Isiraely rehetra izy, ka nalahany hiady tamin'ny Syriana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa hitan’i Joaba fa sady teo anoloany no teo ivohony ny fahavalo dia nifidy olona tamin’ireo voafantina tamin’ny Israely rehetra izy ka nalahany hiady tamin’ny Arameana.
malagasy
Ary rehefa hitan'i Joaba fa sady teo anoloany no teo ivohony ny fahavalo, dia nifidy olona tamin'ireo voafantina tamin'ny Isiraely rehetra izy, ka nalahany hiady tamin'ny Syriana.