1 Chronicles 19:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny olona sisa kosa dia nomeny hoentin’i Abisay rahalahiny, dia nilahatra hiady amin’ny taranak’i Amona ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary nomeny hoentin’i Abisaia rahalahiny kosa ny vahoaka sisa, ka nalahany hifanatrika tamin’ny taranak’i Amôna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary ny sisa tamin’ny tafika kosa natolony hoentin’i Abisy rahalahiny, ka ireo no nilahatra hiady tamin’ny Hamônita.
Malagasy Bible 1865
Ary ny olona sisa kosa nomeny ho entin'i Abisay rahalahiny, ka dia nilahatra hiady amin'ny taranak'i Amona ireo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny olona sisa kosa dia nomeny hoentin’i Abisay rahalahiny, dia nilahatra hiady amin’ny taranak’i Amona ireo.
malagasy
Ary ny olona sisa kosa nomeny ho entin'i Abisay rahalahiny, ka dia nilahatra hiady amin'ny taranak'i Amona ireo.